Entry firenena (reny)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Vahoaka iray tany, teny sy fomba, ka miray monina amin' ny fanjakana iray: Ny firenena malagasy [1.1]
Explanations in English A nation [1.2, 1.7]
 A clan, a race, a tribe [1.2]
 A people [1.7]
Explanations in French Nation [1.3, 1.8]
 Tribu, caste, peuplade, race, famille [1.3]
 Peuple [1.8]
Examples 
1Ary hafa firenena maro no efa henoko loa-bolana fa ny tenin' i Albert dia mihoa-danja noho ny sora-tànana sasany. [2.5]
2Andian-javatra roa lehibe no maha-firenena ny firenena. [2.503]
Vocabulary 
Morphology 
Simple : firenena, fireneko, firenenao, fireneny, firenentsika, firenenay, firenenareo, firenen', firenen-, firenem-, firene-
Prefixed : -pirenena, -pireneko, -pirenenao, -pireneny, -pirenentsika, -pirenenay, -pirenenareo, -pirenen', -pirenen-, -pirenem-, -pirene-
Compound words 
Titles Fanambarana iraisam-pirenena momban' ny Zon' olombelona
Ny Tantaran'ny Firenena Malagasy (Rakotomamonjy Marline)
Tanindrazana sy Firenena ary isika Malagasy (Ravelojaona)
Proverbs 
Articles 

Updated on 2023/06/11