Entry firioriovana (riorio)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Firenirenena, fandehandehanana tsy misy toniany; fiviliana any amin' ny tsy izy; fandehanana atsy fandehanana eroa, tsy fitombenana amin' ny toerana na zavatra iray [1.1]

Updated on 2023/01/20