Entry firongotana (rongotra)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fitondrana zavajavatra maro izay mampananosarotra ny tena; fitondrana ankizy kely maro miaraka amin'ny tena [1.1]

Anagrams 

Updated on 2023/01/20