Entrée | fisamborana (sambotra) | |
Partie du discours | nom | |
Explications en malgache | Fanenjehana: Anjaran' ny polisy ny fisamboranany mpangalatra ¶ Fandraisana, fibedana: Raharaha be ny fisamborana ilay omby fa saika tsy azo raha tsy latsaka tao an-kady ilay izy ¶ Fangatahana vola na hanin-kohanina amin' olona, izay mbola haverina na hosoloana rehefa misy: Fisamborana ihany ny ahy fa tsy fangatahana akory ka osa raha homenao na tsia ¶ Olona isamboram-bola matetika: Rakotono mba fisamborako rehefa tsy manana aho [Rajemisa 1985] | |
Explications en anglais | the act of capturing, the act of borrowing [Hallanger 1973] | |
Explications en français | action de capturer; action d'emprunter [Hallanger 1974] | |
Citations | Proverbes contenant le mot fisamborana | |
Mis à jour le 2020/07/31 |
![]() |