Entry fisaroroana (saroro)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fanangolena: Tsy naharitra ny fisaroroan' ny namany izy ka lasa niara-dratsy aminy
Fodiana adala, famonoana vorona, fandavoana sorera: Ny hafa kokoa angaha, ry Isambilo, fa izaho tsy azon' ise amin' ny fisaroroana na oviana [1.1]

Updated on 2023/01/05