Entry | fisitisity (sitisity) | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Toetran'ny olona misitisity, mandeha mitikintikina, mamindra feno hakevohana. Fandehanana mitikintikina: Endre izany fisitisitin'Ibalita nisantatra ilay akanjo kely vaovaony tamin'ny krismasy. [1.1] | |
Updated on 2023/01/05 |