Entry fisitrihana (sitrika)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Filentehana, fitsofohana lalina ao anaty rano: Marina ve ny filazan'ny ohabolana fa ny fisitrihan'ny vivy any anaty rano no nahabongo ny masony?
Fierena, fiafenana: Ny fisitrihan'ilay mpangalatra tao an-trano no tsy nahitan'ny polisy azy ela. [1.1]

Anagrams 

Updated on 2023/01/20