Entrée fisovohana (sovoka)
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Fanatonana mangingina, antsokosoko: Ny fisovohan'ny hatsiaka no nahavoa azy.
¶ Fahatongavana tampoka, fanampohana: Ny fisovohan'ny fahavalo no ahina isan'alina izao.

Mis à jour le 2020/07/31