Entry fitafitafy (tafitafy)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Toetran'ny varavarana nitafitafy na mivoha kely tsy mirindrina tsara: Reko daholo ihany ny resakareo, na dia tsy nihevitra ny hihaino aza aho, noho ny fitafitafin'ny varavarana. [1.1]

Updated on 2023/01/20