Entry fitaika (taika)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Toetran'ny zavatra mitaika na mipatraka, milatsaka mahalankalana: Ny fitaikan'ny patrakala.
Filatsahan'ny rano mahalankalana: Ny fitaikan'ny orana no nahatonga anay nandeha fa mbola mamy tokoa ny resaka. [1.1]

Anagrams 

Updated on 2023/01/05