Entry | fitakiana (taky) | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Fakana amin'ny fomba hentitra amin'olona ny zavatry ny tena any aminy (na vola notrosainy izany na zavatra nindraminy): Fitakiana trosa. Fakana amin'ny fomba hentitra zavatra tsy maintsy aleany: Fitakiana hetra. [1.1] | |
Quotes | Texts mentioning fitakiana | |
Updated on 2023/01/20 |
![]() |