|
|
|
|

Entry1  fitaratra (taratra)
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Tamaboha fisaka fanao amin' ny varavarana izay tsy mamela ny rivotra hiditra nefa ahazoana mahita izay rehetra any ivelany: Mometaka fitaratra amin' ny varavarankely
4  Tamaboha malamalama tsara ary nasiana manjany ao an-damosiny ka afaka mamerina ny sarin' izay zavatra eo anoloany: Alao ny fitaratra hijereko ny tarehiko fa sao misy arina [1.1]
Explanations in English  5  Glass, a looking-glass, a mirror. [1.2]
Explanations in French  6  manière de regarder, le miroir, la glace, ce qui réfléchit la lumière [1.3]
7  vitre [1.13]
Examples  8  Izaho, hono, izany no mba fitaratra! [2.4]
9  mba mijere tandindona aloha vao mizaha fitaratra. [2.69]
10  Farafaharatsiny soloana karakara vy madini-maso ny fitaratra. [2.117]
Morphology 
11  Simple :
12  Prefixed :
Compound words 
Proverbs  16  Proverbs containing the word fitaratra
Article  17  Randzavola: fitaratra ao amin' ny Baiboly

Updated on 2023/06/18