Entry fitatitra (tatitra)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fomba entina mitatitra, izany hoe mitondra, mitaona imbetsaka miverimberina [1.1]
Explanations in French Manière de transporter des objets en faisant plusieurs voyages ou plusieurs étapes [1.3]

Entry fitatitra
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Ozatra fotsy mitondra fandrenesana mankany amin'ny atidoha dia mitondra ny baiko mankany amin'ny faritra voakasika [1.13]
Explanations in French Nerf [1.13]
Vocabulary 
Compound words 

Updated on 2023/08/25