Entry fitatra
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Soratr' omby sada mainty, na volavita; sadasada fa madinika kokoa ny soratra fotsy sady somary boribory fa tsy mba mitomandavana tahaka ny rango na vakivoho [1.10]
Compound words 

Entry fitatra
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Karazam-boronkely izay heno maneno vao maraim-be, nahatonga ilay fitenenana hoe "mifoha alohan'ny fitatra", izany hoe mifoha maraina be alohan'ny maneno akoho mihitsy aza. [1.1]
Explanations in English A bird, a species of warbler. Pratincola sybilla, L. Same as feta, fitapatatra, fitatenona, and tekiteky [1.2]
Explanations in French Tarier à collier [1.54]
Scientific name Pratincola sybilla
Examples Matetika tsy hitany akory ny fiaingan' ny lahy mamonjy fotoana maneno fitatra. [2.470]
Vocabulary 
Synonyms feta ~ fitapatatra ~ fitatenona ~ tekiteky
Compound words 
Proverbs 

Anagrams 

Updated on 2023/05/14