|
|
|
|

Entry1  fitia mifamaly mahatsara fihavanana
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  Mora rava ny fihavanana raha mandeha ila fotsiny [1.1]
Elementary words  4  fitia, mifamaly, mahatsara, fihavanana

Updated on 2023/04/16