|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  fitokana
Fototeny  2 toka
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Firariana hahery na fanozonana ho resy: Hohenoin' i Zanahary anie ny fitokànao [1.1]

Teny iditra (2/2)5  fitokana
Fototeny  6 tokana
Sokajin-teny  7  anarana
Fanazavàna teny malagasy  8 Fomba entina mitokana, izany hoe mankalaza (zavatra) am-pahibemaso alohan' ny hampiasana azy [1.1]

Fivaditsoratra  9 fiantoka, 10 fikatona, 11 fikotana, 12 fitakona, fitokana, 13 fitonàka

Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08