Entrée fitondra (tondra)
Partie du discours nom
Explications en malgache fomba entina mitondra, na mibata izany na mifehy: Samy hafa ny fitondran' ny lehibe vahiny sy ny lehibe teratany
¶ entina matetika: Harona fitondra miantsena [1.1]
Explications en français ce qu'on peut porter, manière de porter [1.3]
Exemples 
1Ren'Ilaidama fa mafy fitondra loatra ilay havany [2.298]
2Basy no an-jara fangady, Benitra no antsy fitondra. [2.69]
Proverbes 

Anagrammes fitandro

Mis à jour le 2023/01/20