Entry fitondran > fitondrana (tondra)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Famindrana toerana zavatra entina miaraka amin' ny tena: Ohatrinona ny fitondranao ireto kitay ireto
Fanaterana: Amin' ny mitataovovonana no fitondrana sakafo ho an' ny marary
Fifehezana: Sarotra ny fitondrana olona
Fitarihana: Fadio ny naman-dratsy izay tsy mikendry afa-tsy ny fitondrana anao amin' ny ratsy
Fanaovana tsara na ratsy amin' olona: Zava-manahirana indraindray ny fitondrana havana [1.1]
Explanations in English The act of carrying; government, leadership [1.7]
Explanations in French Action de porter; action de conduire; gouvernement [1.8]
Compound words 
Proverbs 

Entry fitondran > fitondra (tondra)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fomba entina mitondra, na mibata izany na mifehy: Samy hafa ny fitondran' ny lehibe vahiny sy ny lehibe teratany
Entina matetika: Harona fitondra miantsena [1.1]
Explanations in French Ce qu'on peut porter, manière de porter [1.3]
Examples 
1Ren'Ilaidama fa mafy fitondra loatra ilay havany [2.298]
2Basy no an-jara fangady, Benitra no antsy fitondra. [2.69]
Proverbs 

Anagrams 