Entrée fitondrana (tondra)
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Famindrana toerana zavatra entina miaraka amin' ny tena: Ohatrinona ny fitondranao ireto kitay ireto
¶ Fanaterana: Amin' ny mitataovovonana no fitondrana sakafo ho an' ny marary
¶ Fifehezana: Sarotra ny fitondrana olona
¶ Fitarihana: Fadio ny naman-dratsy izay tsy mikendry afa-tsy ny fitondrana anao amin' ny ratsy
¶ Fanaovana tsara na ratsy amin' olona: Zava-manahirana indraindray ny fitondrana havana
Explications en anglais  [Hallanger 1973] the act of carrying; government, leadership
Explications en français  [Hallanger 1974] action de porter; action de conduire; gouvernement
Mots composés, titres, noms 
Citations 

Mis à jour le 2020/07/31