Entrée fitoriana (tory)
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Fanasilahana ny tsiratsirany: Tsy dia zavatra mora loatra akory ny fitoriana ny rongony alohan' ny hamolesana azy

Entrée fitoriana (tory)
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Fanasiana soritra manelanelana na manavaka: Ny fitoriana ny tanimbary dia ny fizarazarana azy

Entrée fitoriana (tory)
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Filazana sy fivoasana ny tenin' Andriamanitra: ilana fahaizana sy fiomanana ny fitorian-teny

Entrée fitoriana (tory)
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Fiampangana olona nanao ratsy na hadisoana amin' ny manam-pahefana miandraikitra ny raharaham-pitsarana: Efa lasa ny fitoriako anao noho ny fanalam-baraka ahy nataonao
Explications en anglais  [Hallanger 1973] an accusation
Explications en français  [Abinal 1888] celui qu'on peut accuser auprès des juges
  [Hallanger 1974] accusation

Mis à jour le 2020/07/31