|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fitotoana |
| Fototeny | 2 toto |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Famotipotehana zavatra: Fitotoana kafe
5 Fikosehana ny vary akotry hialan' ny hodiny: Ilana tanjaka ny fitotoam-bary [1.1] |
| Fikambanana | 6 Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny how fitotoana |
| Fivaditsoratra | fitotoana, 7 itotofana |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04 |
|