Entry fitovonana (tovona)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fisiana tovony, izany hoe fanampiny eo amboniny: Ny fitovonan' ny tohatra ihany no hahatakarana io valindrihana avo io [1.1]

Updated on 2020/07/31