Entry | fitrabahana (trabaka) | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Filentehana, fitsofohan' ny zava-maranitra ao anaty nofo na zava-malemy hafa: Ny fitrabahan' ny benitra eo amin' ny tratran' ny fahavalo [1.1] | |
Synonyms | fitrabarana | |
Updated on 2023/01/05 |