Entry fivadiana (vady)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Firaisana, fiaraha-miaina toy ny mpivady
Fiarahana: Tsy dia tsara ny fivadian' ny palitao mavokely sy ny pataloa maitso tanora [1.1]
Explanations in French L’état de ceux qui sont mariés, le motif [1.3]
 Accouplement [1.13]

Updated on 2020/07/31