Entry | fivoriana (vory) | |||
Part of speech | noun | |||
Explanations in Malagasy | Fihaonan' olona vitsivitsy na maro, miara-midinika momba ny zavatra iray na mihaino kabary na lahateny famelabelarankevitra: Isan' Asabotsy ny fivoriam-pokontany any aminay Anio misy fivorian' ny filankevitra mpizarazara mari-boninahitro, tarihin' ny filoham-pirenena [1.1] | |||
Explanations in English | A meeting, a gathering; [1.7] | |||
Explanations in French | Réunion, assemblée [1.8] | |||
Compound words |
| |||
Titles | ||||
Analogs | fivoriambe | |||
Updated on 2023/01/20 |