Entry fizotra (zotra)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fomba na toetran' ny zavatra na olona mizotra, izany hoe mandeha milamina tsara: Araho tsara ny fizotron' ny tantara [1.1]
Explanations in French Processus; déroulement [1.13]
Examples 
1Ka ny marika hahalalana fa nahazo tsodrano avy amin' ny Razany ny olona, dia hita (tsapan' izy tompony) mandeha tsara fizotra [2.245]
2Ny Filohan' ny Repoblika no filoham-panjakana ray aman-dreny, miantoka amin' ny alalan' ny fanelanelanany ny fizotra ara-dalàna [2.445]
Compound words 

Updated on 2023/09/08