Entrée | foana | ||||||
Partie du discours | adjectif | ||||||
Explications en malgache | Tsy misy na inona na inona ao anatin' ny, babangoana: Tanàna foana ¶ Tsy misy vidiny; tsy misy lanjany; maivana; tslnontsinona: Hevi-poana izany ¶ Heverina ho toy ny tsy misy antony, tsy azo ekena, tsy manana ny maha-ara-dalàna azy: Foana ny fangatahanao / Foana ny fanambadiany satria noterena razazavavy ¶ Very daholo, levona: Foana ny haren-dRakoto ¶ Tsy tanteraka: Foana ny fikosako noho io loza tsy nampoizina io ¶ Tsy misy vokany: Manasatena foana ianao manao an' io fa tsy raharahain' ny ankizy akory ¶ Tsy an-kijanona: Miasa foana izy na marary aza [Rajemisa 1985] | ||||||
Explications en anglais | empty, void [Richardson 1885, Hallanger 1973] | ||||||
vain [Richardson 1885] | |||||||
Explications en français | vide [Abinal 1888, Hallanger 1974] | ||||||
vacant, vain, frivole, insignifiant, inutile, nul, épuisé, perdu [Abinal 1888] | |||||||
Dérivations |
| ||||||
Morphologie |
| ||||||
Mots composés, titres, noms |
| ||||||
Exemples |
| ||||||
Citations | Proverbes contenant le mot foana | ||||||
Entrée | foana | ||||||
Partie du discours | adverbe | ||||||
Explications en anglais | freely, foolishly, uselessly [Richardson 1885] | ||||||
Mis à jour le 2020/07/31 |
![]() |