|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  fontsy
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Karazan' akondro be voany, izay atao koa hoe akondro afontsy [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4 (du batak untsi) Nom des bananiers cultivés, Musa paradisiaca L. et Musa sapientium L. (Musaceae) et de leurs nombreuses variétés. Voir aussi akondroafontsy. [Betsileo, Betsimisaraka, Tanala] [1.196]
Voambolana  5  Haizavamaniry: hazo palma
Tsipelina hafa  6 afontsy
Kamban-teny rehetra  7  Fikambanana 4 amin' io teny io
Anarana ara-tsiansa 

Teny iditra (2/2)10  fontsy
Sokajin-teny  11  anarana
Fanazavàna teny malagasy  12 ravinala [Taisaka, Tanosy] [1.78]
13 Anarana ilazana ny ravinala rehefa antitrantitra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  14 the traveller's tree. Same as ravimpotsy (Betsim.), bemavo (Prov.), batabia , (Sak.), akondrohazo (Prov.). Comp. ontsy. [Betsimisaraka] [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  15 (du batak untsi) Lors de leur arrivée à Madagascar, les proto-malgaches ont immédiatement comparé au bananier le ravinala, Ravenala madagascariensis Sonn. (Strelitziaceae) et lui ont donné le même nom. L'arbre du voyageur, tel est son nom français, fournit de nombreux produits utiles ; feuilles sèches pour la construction, parois des cases et toitures ; troncs pour la construction ; graines comestibles après cuisson, etc. Voir aussi ravinala. [Betsimisaraka] [1.196]
Voambolana  16  Haizavamaniry: hazo palma
Tsipelina hafa  17 fontsina
Tovy hevitra  18 akondrohazo, bakabia, bemavo, ravimpotsy, ravinala
Kamban-teny rehetra  19 falafam-pontsy
Anarana ara-tsiansa 

Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08