Entrée fotaka
Partie du discours nom
Explications en malgache Tany len-drano ka manjary marihitra maditidity ary malama
¶ Dilatra: tsara homarihina anefa fa ny dilatra dia irony fotaka maintimainty mandry tsikelikely any amin' ny fanambanin' ny rano [1.1]
Explications en anglais mud, slime, bog [1.2]
 mud [1.7]
Explications en français la boue [1.8]
Morphologie 
fotaka
fotako
fotakao
fotany
fotatsika
fotakay
fotakareo
fotak'
fota-
fotaky
-potaka
-potako
-potakao
-potany
-potatsika
-potakay
-potakareo
-potak'
-pota-
-potaky
Dérivés 
Mots composés 
Toponymes 
Analogues  fotadrevo ~ fotamalemy
Exemples 
1Izay feno fotaka sy lavenona tamin'ny tampon-tanety nombany no sisa hitany tao. [2.324]
2mihady dia manilika ny fotaka voahady. [2.472]
Proverbes 

Entrée fotaka
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Bezanozano] [ fôtaka ] varatra: Latsaham-pôtaka [1.78]
Explications en anglais a thunderbolt. [1.2]
 lightning [1.7]
Explications en français la foudre [1.8]
Vocabulaire 
Morphologie 
fotaka
fotako
fotakao
fotany
fotatsika
fotakay
fotakareo
fotak'
fota-
fotaky
-potaka
-potako
-potakao
-potany
-potatsika
-potakay
-potakareo
-potak'
-pota-
-potaky

Anagrammes takofa

Mis à jour le 2020/07/31