Entrée frantsay
Partie du discours nom ou adjectif
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Ny firenena tompon-tany any amin' ny tanin' i Frantsa: Mahatratra 50 tapitrisa mahery ny isan' ny Frantsay
¶ Mikasika an' i Frantsa, an' i Frantsa na avy any Frantsa: Anisan' ny teny mazava ary azo ilazana angolan-kevitra ny teny frantsay
Explications en anglais  [Hallanger 1973] a Frenchman
¶ French
Explications en français  [Hallanger 1974] français
Origine Français: français.
Mots composés, titres, noms 
 
Analogues  Frantsa

Mis à jour le 2020/07/31