Entry | gasigasy (gasy) | |||
Part of speech | adjective | |||
Explanations in Malagasy | Manana fombafomba gasy, toetoetra gasy [1.1] | |||
Manana fombafomba aman-toetoetra gasy: Miezaka ny ho gasigasy ireo vahiny sarimonina eo amintsika [1.62] | ||||
Examples | Manana sasin-kira gasigasy izany hira vahiny izany
[1.1] | |||
Derivatives |
| |||
Anagrams | gasigasy, gisagisa |
Updated on 2023/01/20 |