|
|
|
|

Teny iditra1  goatemaltèka
Sokajin-teny  2  anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 Ny firenena tompon-tany amin' ny tanin' i Goatemalà: 5 tapitrisa eo ho eo no isan' ny Goatelmateka
4 Momba an' i Goatemalà, an' i Goatemalà na avy any Goatemalà: Kafe sy hasy ary akondro no vokatra goatelmateka be indrindra [1.1]
Voambolana  5  Haitoetany: firenena, foko
Mpanahaka  6  goatemala, 7  goatemala

Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08