Entry gripy
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Aretina mitovitovy amin' ny sery taotra, nefa raha ny marina, dia avy amin' ny mikraoby manokana ary saiky matetika misy aretina manindry avy eo ambony, izay mety mahazo vahana satria efa malemin' ny mikraobin' ny gripy ny tena
Mitovy hevitra: fofoka [1.1]
Vocabulary 
Origin French: grippe.

Updated on 2020/07/31