Entry | 1 hafa |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy |
3 Tsy izy, tsy ny voalaza: Rakoto no namono ny mamba ka ny hafa no niravaka ny nifiny / Olon-kafa no nanao izany fa tsy izaho 4 Tsy mitovy, tsy tahaka: Hafa itỳ satroka itỳ noho itsy [1.1] |
Explanations in English |
5 different [1.2, 1.7] 6 another [1.2] 7 other [1.7] |
Explanations in French |
8 autre; différent [1.3, 1.8] |
Examples |
9 Misy fomba hafa va? [2.270] 10 Aza manao hira hafa; [2.59] 11 Saingy ny hafa tsy izany. [2.285] |
Morphology |
|
Derivatives |
|
Compound words |
|
Titles | 33 Fianakaviana hafa kely (Nivondrahona) |
Anagrams | 34 faha, hafa |
Updated on 2023/08/18 |