Entry hafainganana (faingana)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Toetran' ny zavatra mandeha faingana: Mahatratra 150 km isan' ora ny hafaingan' itỳ fiarakodia [1.1]
Explanations in English Rapidity, speed [1.7]
Explanations in French Rapidité, vitesse [1.8]
Examples Na lala-mahitsy, na miolaka, na fiakarana, na fidinana, mila hitovy hatrany foana ny hafainganana. [2.4]
Synonyms fahafainganana ~ hafaingana

Updated on 2023/06/03