Entry hahia (hia)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Toetran' ny olona na biby mahia, fisaka sady manify, kaozatra toa tsy misy nofo: Loza ny hahian' ity zaza itỳ (ny hahiazan' itỳ zaza itỳ) fa miseho mitrakitraky ny taolany [1.1]
Derivatives 
Synonyms hahiazana ~ fahahiazana
Proverbs 

Anagrams 

Updated on 2023/01/20