Entry hajambana (jamba)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Tsy fahitana; toetran' ny olona tsy mahita ny masony: Anisan' ny fahoriana lehibe ho an' ny olombelona ny fahajambana [1.1]
Explanations in French La cécité, l'aveuglement [1.3]
Examples hilatsaka amin' ny hajambana ny sasany amin' Israely, mandra-piditry ny hafenoan' ny jentily. [2.996]
Vocabulary 
Synonyms fahajambana

Updated on 2023/01/20