Entry hakamoana (kamo)
Part of speech noun
Examples 
1Ny hakamoana tsy ananan-jara. [2.69]
2Tsy Finoana ny "fanekena lembenana" fa fahosana sy hakamoana. [2.285]
3Tamin' izany no tsy nahaizany nandanjalanja intsony ka nampitombo ny hakamoana be tao aminy. [2.470]
Morphology 
Simple : hakamoana, hakamoako, hakamoanao, hakamoany, hakamoantsika, hakamoanay, hakamoanareo, hakamoan', hakamoan-, hakamoam-, hakamoa-
Prefixed : -kakamoana, -kakamoako, -kakamoanao, -kakamoany, -kakamoantsika, -kakamoanay, -kakamoanareo, -kakamoan', -kakamoan-, -kakamoam-, -kakamoa-
Proverbs 

Anagrams 

Updated on 2023/01/20