Entry | haky | |
Part of speech | noun | |
Explanations in English | [Provincial] A custom, manners. See fomba [1.2] | |
Explanations in French | [Tankarana] Usages propres aux Européens. [1.19] | |
Synonyms | hanky | |
Entry | haky | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | [Bara] Andriamanitra sy izay ambony rehetra (Tsy mba fiteny Bara akory fa tenin’ombiasa ihany) [1.353] | |
Entry | haky | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | [Taisaka] Ganagana dia [1.78] | |
[Bara] Vivy, ganagana dia [1.78] | ||
Vocabulary | Zoology: birds | |
Anagrams | haky, hika, kiha |
Updated on 2020/07/31 |