Entry halako > halaka
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Hataka, elanelana. [1.1]
Derivatives 
Synonyms halakalaka

Entry halako > halana
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Lafika itondrana entana, fa indrindra ilay bozaka atao boribory ipetrahan' ny siny eo ambony laha [1.1]
Explanations in English A knot, a roll, grass twisted in circular form and placed on the head or shoulders as a cushion when carrying a burden. [1.2]
Derivatives 
Compound words 

Entry halako > halana
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Betsileo] Hala (bibikely) [1.78]
Explanations in English  [Provincial] A species of spider. Compare hala [1.2]
Vocabulary 
Compound words 

Entry halako > hala-
Part of speech morphological form of halatra
Compound words 

Entry halako > hala
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy  [Betsimisaraka] Tsy tiana [1.78]
 Tsy fitiavana: Tsy tokony hasiana tombo sy hala ny ray aman-dreny
Tsy tiana, tsy tiana mainty, tsy tian-kojerena: Halako ny olona ratsy fanahy
Tiana be loatra: Halam-baratra ny hazo avo [1.1]
Explanations in English Hated, detested, abhorred. [1.2]
Explanations in French  [Taisaka] Haï, détesté [1.82]
Derivatives 
Compound words 

Entry halako > hala
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Tambahoaka, Tanala, Tanosy] Maingoka: Mihira fonofonoka tsy mahay ody hala [1.78]
  [Taifasy, Taisaka] maingoka [1.78]
  [Betsimisaraka] Bibikely manaikitra [1.78]
 Karazam-bibikely izay valo ny tongony, efatra andaniny avy, ary ny vatany mizara roa: ny tratrany izay miraikitra amin' ny lohany, ary ny kibony boribory lehibebe; mamoaka tsiranorano io kibony io, izay tonga kofehy manify rehefa tratran' ny rivotra, atao hoe landinkala [1.1]
Explanations in English A scorpion. [Mal. kala; Port Moresby makela.] [1.2]
 A spider [1.2, 1.7]
Explanations in French  [Taisaka] Scorpion [1.82]
 Araignée [1.8]
Vocabulary 
Compound words 
Zoonyms 
Proverbs 
Article 

Anagrams 

Entry halako > malako (lako)
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy Miadana, tsy manano sarotra, milanto, milamina, malefadefaka: Ihomehezako malako! [1.1]
Synonyms malakolako

Anagrams 

Entry halako > alana (ala)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy Esorina, ongotana, ombotana: Nalana ny nifiny fa efa simba [1.1]
Explanations in English To have something taken from so as to be reduced in number or quantity; removed, taken off or out, as a lamba, a tooth, etc. This form is similar to the relative of miala. [1.2]
 To be removed [1.7]
Explanations in French Qu'on enlève, qu'on arrache qu'on ôte [1.8]
Morphology 
Present : alana, alako, alanao, alany, alantsika, alanay, alanareo, alan', alan-, alam-, ala-
Past : nalana, nalako, nalanao, nalany, nalantsika, nalanay, nalanareo, nalan', nalan-, nalam-, nala-
Future : halana, halako, halanao, halany, halantsika, halanay, halanareo, halan', halan-, halam-, hala-
Imperative : alao
Compound words 
Proverbs 

Entry halako > alana
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Betsimisaraka] fasika [1.78]
Explanations in English  [Provincial] Sand [1.2]

Anagrams 

Entry halako > ala
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Betsimisaraka] Enti-milaza zavatra mitambatra maro, indrindra fa ny zava-maniry [1.78]
 Fitambarana hazo maro be miara-maniry mandrakotra toerana iray malalaka [1.1]
Explanations in English A forest, a wood [Mal. alas.] [1.2]
 A forest [1.7]
Explanations in French Forêt [1.8, 1.13]
 Forêt, nom général des forêts primaires ou encore faiblement modifiées par l'action de l'homme (pris adjectivement le même mot veut dire : touffu, où l'on pénètre difficilement). Les Malgaches distinguent plusieurs catégories de forêts :
- ala tsy vaky lay ("forêt dont on n'a pas coupé même un poil" ; lay = poils, duvets qui couvrent certaines plantes) : forêt vierge, intacte.
- ala mikirindro (de kirindro : épais, touffu) : forêt intacte épaisse, relativement basse, des pentes orientales.
- ala mainty (de mainty = noir) : forêt intacte épaisse, très élevée. C'est la grande forêt de la côte Est.
- ala maizina (de aizina = ténèbres, obscurité) même sens que ala mainty.
- ala ngetroka (de ngetroka = opulent, riche) la forêt la plus exubérante, comme celle de la presqu'île de masoala.
- alam-bero (de vero = grandes Graminées) forêt occidentale, où les Poaceae s'installent facilement dès qu'elle se dégrade.
- ala mazaotra (de mazaotra = dégarni, éclairci) forêt des hautes cimes où le jour pénètre facilement.
- ala vory (de vory = rassemblé, réuni, ramassé sur lui-même) forêts galeries, rassemblées dans les endroits protégés des feux.
- ala maty (de maty = étique, mourant) forêt surexploitée, menacée par l'exploitation abusive.
- ala fady (de fady = sacré, interdit) reliques forestières, protégées de la destruction par les interdits religieux.
[Mahafaly, Sakalava] - ala-be : végétation xérophile dense sur les dunes fixées de sable roux.
Pour les forêts secondaires, voir savoka. [1.196]
Examples 
1Mbola aiza re ny ala, Andriamatoa? [2.643]
2Nanao ny asa nandrasana taminy ala. [2.472]
3mibirioka aho, may ny ala atsinanana; [2.69]
4Raha misy mandoro ny ala dia ataoko meloka. [2.508]
Vocabulary 
Derivatives 
Compound words 
Zoonyms 
Phytonyms 
Ethnonyms 
Hyponyms Rano an' ala madio mangamanga
Toponyms 
Proverbs 
Article 
Illustrations 

Entry halako > ala
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fakana, fanesorana
Fiaingana amin' ny toerana iray mba ho any amin' ny toeran-kafa.
Explanations in English Without, on the outside of, removed, freed from. Much used in making compound words and phrases. See afaka, aka, isotra, saraka. [1.2]
Explanations in French Sortie, enlèvement [1.3]
Derivatives 
 
Compound words 

Entry halako > ala
Part of speech noun
Explanations in English  [Provincial] A provincial name for a serpent [1.2]
Vocabulary 

Entry halako > a (la)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy Entina manohitra; ampiasaina mba hanoherana: Alavy ny hevi-diso ny fitanana ny marina [1.1]
Explanations in French Ce qu'on emploie pour nier. Alavy ny hevi-diso ny rariny: employez la vérité contre l'erreur [1.3]
Morphology 
Present : alà, alàko, alànao, alàny, alàntsika, alànay, alànareo, alàn', alàn-, alàm-
Past : nalà, nalàko, nalànao, nalàny, nalàntsika, nalànay, nalànareo, nalàn', nalàn-, nalàm-
Future : halà, halàko, halànao, halàny, halàntsika, halànay, halànareo, halàn', halàn-, halàm-
Imperative : alavy

Entry halako > alà
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy  [Bara] vohana [1.78]

Anagrams 

Entry halako > alaka
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Mitovy amin' ny ala ihany. [1.1]
Explanations in English Same as aka, maka. (Prov.) With pronominal suffices, as alako, it means, I do not know. (Prov.) Same as asa. [1.2]
Explanations in French  [Tankarana] Je n'en sais rien. Cf. vàlaka. [1.19]
Derivatives 

Entry halako > alàka (laka)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy Samy enti-milaza ny vatom-panorona akisaka ho eo amin' ny laka: Alakao (na lakao) itỳ vatonao atsimo itỳ [1.1]
Morphology 
Present : alàka, alàko, alàkao, alàny, alàtsika, alàkay, alàkareo, alàk', alà-
Past : nalàka, nalàko, nalàkao, nalàny, nalàtsika, nalàkay, nalàkareo, nalàk', nalà-
Future : halàka, halàko, halàkao, halàny, halàtsika, halàkay, halàkareo, halàk', halà-
Imperative : alakao
Synonyms lakaina

Entry halako > alaka
Part of speech Unspecified
Explanations in Malagasy Fototeny tsy hita afatsy amin' ireto fomba fiteny ireto: mialaka bontana, mialaka mantsina. [1.1]
Derivatives 

Anagrams