Entry halan' ny vitsika ny siramamy
Elementary words hala ; vitsika ; siramamy
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Toy ny miova hevitra ho fitiavana eto ny teny hoe hala satria ny fitiavan' ny vitsika ny siramamy no lazaina, saingy ny nalehan' ny sain' ny Malagasy raha niteny io izy dia azo lazaina fa ny fitiavan' ny vitsika hanimba ny siramamy na handevona azy (toy izany koa, ohatra, ny hoe: Halam-baratra itỳ toerana itỳ) [1.1]

Updated on 2023/05/23