Entry halavorariana (lavorary)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Toetran' ny zavatra na olona tonga amin' ny fanaperana ka tsy misy hokianina intsony ny aminy: Sarotra ny mahatratra ny halavorariana / Mahavariana ny halavorarian' ny milina ao amin' ny tenan' olombelona [1.1]
Synonyms fahalavorariana

Updated on 2023/01/05