Entry | hamama | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Fehin-tava izay atao mandalo eo ambany saoka ka hatrany an-tampon-doha: Manaova hamoma raha marary ny nifinao [1.1] | |
Explanations in English | A turban. [Ar. amama.] [1.2] | |
Vocabulary | Economy: clothing | |
Anagrams | hamama, mahama, mamaha |
Updated on 2020/07/31 |