Entry handrinina (handrina)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy Jerena tsara manatrika amin' ny maso feno fandrahonana: Nohandriniko izy ka vaky nandositra [1.1]
Morphology 
Present : handrinina, handriniko, handrininao, handrininy, handrinintsika, handrininay, handrininareo, handrinin', handrinin-, handrinim-, handrini-
Past : nohandrinina, nohandriniko, nohandrininao, nohandrininy, nohandrinintsika, nohandrininay, nohandrininareo, nohandrinin', nohandrinin-, nohandrinim-, nohandrini-
Future : hohandrinina, hohandriniko, hohandrininao, hohandrininy, hohandrinintsika, hohandrininay, hohandrininareo, hohandrinin', hohandrinin-, hohandrinim-, hohandrini-
Imperative : handrino

Updated on 2020/07/31