Entry hanin-jarai-mora lany
Elementary words hanina ; zaraina ; mora ; lany
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Enti-milaza fa na dia maro toy inona aza ny sakafo, rehefa omena ny anjarany avy ny asaina, lany vetivety; matetika dia ampiarahina amin' ny hoe "entan-jarai-mora zaka" [1.1]

Updated on 2023/07/30