Entry hanko > hanka
Part of speech noun
Explanations in French  [Tankarana] Aigle de mer. [1.19]
Vocabulary 
Synonyms hankoay

Entry hanko > ankona
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Karazana bibilava lehibe [1.1]
Vocabulary 

Entry hanko > ankona
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy Ngoly: Ankon' ny hatsiaka aho
Tsy mahateny tsy mahahetsika noho ny zavatra nanaitra na nampitahotra tampoka: Ankona izy nahita ilay biby [1.1]
Explanations in English Cold, chilly, frigid, benumbed, confounded. See ana. [1.2]
 Benumbed; confounded [1.7]
Explanations in French Engourdi; abattu [1.8]
Morphology 
Present : ankona, ankoko, ankonao, ankony, ankontsika, ankonay, ankonareo, ankon', ankon-, ankom-, anko-
Past : nankona, nankoko, nankonao, nankony, nankontsika, nankonay, nankonareo, nankon', nankon-, nankom-, nanko-
Future : hankona, hankoko, hankonao, hankony, hankontsika, hankonay, hankonareo, hankon', hankon-, hankom-, hanko-