Entry hantaina (hanta)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy Angatahina mafy erỳ: Hantain' ny zanako aoka izany ny saribakolin' i Fara kelinao
Omena ny zavatra rehetra angatahiny, ampanaranim-po amin' izay rehetra tadiaviny: Hantainao loatra io zanakao io ka hahantra ianao any aoriana [1.1]
Morphology 
Present : hantaina, hantaiko, hantainao, hantainy, hantaintsika, hantainay, hantainareo, hantain', hantain-, hantaim-, hantai-
Past : nohantaina, nohantaiko, nohantainao, nohantainy, nohantaintsika, nohantainay, nohantainareo, nohantain', nohantain-, nohantaim-, nohantai-
Future : hohantaina, hohantaiko, hohantainao, hohantainy, hohantaintsika, hohantainay, hohantainareo, hohantain', hohantain-, hohantaim-, hohantai-
Imperative : hantao

Anagrams 

Updated on 2023/01/05