Entry haranana
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Paosy faharoa (manarakaraka ny takoribabo) amin' ny vavonim-borona, izay misy vatokely madinika be dia be manorotoro ny sakafony [1.1]
 Taovam-pandevonankanin'ny vorona, mpanorotoro ny sakafo [1.13]
Explanations in English The gizzard [1.2]
Explanations in French Gésier [1.3, 1.13]
Vocabulary 
Synonyms dimany
Compound words 
Zoonyms 

Updated on 2023/03/29