Entry haratsaka
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fanintsanana amin' ny antsy ny romoromon' ny tahom-bary jinjaina; fandrantsanana ny hazo maniry natao fefy tsy hisian' ny fisaritadritahana fa mifarana tsara; izay afaka rehefa mandrantsana ny raviny maimaina amin' ny tahom-bary [1.1]
Explanations in English Cuttings, clippings, shavings, the refuse from the bottom of the stalks in reaping rice
Small bamboos put on the roofs of houses between the roof timbers to tie the thatch to; often pronounced karatsaka. [1.2]
Derivatives 
Compound words 

Anagrams 

Updated on 2023/08/11