Entrée | haratsiana (ratsy) | |
Partie du discours | nom | |
Explications en malgache | Toetran' ny olona na zavatra ratsy, na ara-batana izany na ara-panahy: Haratsian-tarehy. Haratsiam-panahy ¶ Havetavetana [1.1] | |
Explications en anglais | evil, wickedness [1.7] | |
Explications en français | méchanceté [1.3, 1.8] | |
malheur [1.3, 1.8] | ||
malice [1.3] | ||
mauvais état, mauvaise qualité, laideur [1.3] | ||
Synonymes | faharatsiana | |
Proverbes | Proverbes contenant le mot haratsiana | |
Anagrammes | hatsaraina, itsaharana, antsiaraha |
Mis à jour le 2023/01/20 |
![]() |